Teny iditra jofoina (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jofoina, jofoiko, jofoinao, jofoiny, jofointsika, jofoinay, jofoinareo, jofoin', jofoin-, jofoim-, jofoi-
Ny lasa : nojofoina, nojofoiko, nojofoinao, nojofoiny, nojofointsika, nojofoinay, nojofoinareo, nojofoin', nojofoin-, nojofoim-, nojofoi-
Ny hoavy : hojofoina, hojofoiko, hojofoinao, hojofoiny, hojofointsika, hojofoinay, hojofoinareo, hojofoin', hojofoin-, hojofoim-, hojofoi-
Filaza mandidy : jofoy
Tovy hevitra jofoana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20