Teny iditra jofoana (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jofoana, jofoako, jofoanao, jofoany, jofoantsika, jofoanay, jofoanareo, jofoan', jofoan-, jofoam-, jofoa-
Ny lasa : nojofoana, nojofoako, nojofoanao, nojofoany, nojofoantsika, nojofoanay, nojofoanareo, nojofoan', nojofoan-, nojofoam-, nojofoa-
Ny hoavy : hojofoana, hojofoako, hojofoanao, hojofoany, hojofoantsika, hojofoanay, hojofoanareo, hojofoan', hojofoan-, hojofoam-, hojofoa-
Filaza mandidy : jofoy
Tovy hevitra jofoina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20