Teny iditra | izory (zotra) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony izorana | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Ohatra | Dia izay lalana mankany amin' ny tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an' ny fanahinareo ianareo;
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |