Teny iditra izany (iny)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2]
 That; those [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ce, cet, cette
Cela, celui-là, celle-là
Voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3]
 Celui-là; ceux-là [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/07