|
|
|
|

Teny iditra 1  itenenana
Fototeny  2 teny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be spoken to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#696]
Ohatra  9  Izao no itenenana amin'izany. [2.59#122]
10  Ka izany no itenenana hoe : efa nahary zaza roa izy vao maty. [2.285#78]
11  Izy ihany no nitenenako izany (C'est à lui-même que je l'ai dit) [1.3#696]
12  Voapoka na voadona tampoka ilay itenenana, ka mivoaka ho azy na ny saika hafenina aza. [2.298#125]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21