|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  itana
Fototeny  2 ita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be crossed, as a river, a valley, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit. Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) / Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé) [1.3#285]
11 qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how itana

Teny iditra (2/2) 13  itana
Fototeny  14 ita
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#285]

Fivaditsoratra  20 anaty, 21 atany, itana, 22 taina, 23 tiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19