Teny iditra | isina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandefasana fofon' aina hivoaka any an' orona mba hivoahan' ny lelo, fanesorana ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona fotsifotsy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se moucher [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | isiña | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Sery [1.78] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | isany, isina, sinia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |