Teny iditra | iraiso (iray) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony iraisana | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Ohatra | Samia ianareo Razana mandray azy fa aza fantarina ary iraiso volo fa ra mbola avy taminareo ihany.
[2.245] | |
Fivaditsoratra | aisory, iraiso, isaory |
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/05 |