|
|
|
|

Teny iditra 1  iorehana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Ohatra  6  Nafana tsy sahala amin' ny mahazatra, hono, ny fotoam-pivavahana tamin' iny alahady iny, niorehana, hono, ny toriteny. [2.4#8]
7  Nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (Lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3#694]

Fivaditsoratra  8 hianareo, iorehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19