|
|
|
|

Teny iditra 1  ihodivirana
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#258]
Ohatra  8  Ento koa i Manjakatsiroa fa ho avy ity ny tsy azo ihodivirana ka hanalan' Andriamanitra ahy. [2.528#]
9  Mananontanona tsy azo ihodivirana ny loza, ary mikopakopaka eny amin' ny habakabaka ny elatra maintin' ny Fahafatesana. [2.471#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ihodivirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19