|
|
|
|

Teny iditra 1  iheverana
Fototeny  2 hevitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#243]
Ohatra  8  Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara. [2.314#]
9  Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. [2.588#]
10  Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? [1.369#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21