Teny iditra honkona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran' ny angady na antsy, mba hahamafy ny fifandraisany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Virole [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra honkona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Sorghum caffrorum (Thunb.) P.Beauv. (Poaceae). Le Sorgho ou mil des Caffres. Graine utilisée pour l'alimentation. [1.196]
Anarana siantifika Sorghum caffrorum
Voambolana 

Teny iditra honkona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka Avaratra] Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae). Voir aussi fontsy, ravinala, etc. [1.196]
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28