|
|
|
|

Teny iditra 1  homboana
Fototeny  2 hombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano
9 Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy
10 Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be nailed to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on attache avec des clous [1.8]

Fivaditsoratra  homboana, 13 manoboha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19