Teny iditra | hombo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra) [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An iron or wooden spike or peg [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cheville en bois ou en fer, clou [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |