Teny iditra homan-tsy mizara kapakapa lela
Singan-teny homana ; tsy ; mizara ; kapakapa ; lela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anambarana ny sarotra an-kanina ka tsy manome ny namany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25