Teny iditra | hitika | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa):
Hitika tsara ity vata ity Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | hitika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Famindrana kingakinga erỳ [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Tovy hevitra | hitikitika | |||
Fivaditsoratra | hitika, tihika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |