Teny iditra | him > hy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanala] Ankanjonify, hihy [1.78] | ||||||
[Taisaka] Akanjonify [1.78] | |||||||
[Bara] Nify [1.78] | |||||||
[Betsimisaraka] Nofo manarona ny vodinify, hihy [1.78] | |||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | him > hy | ||||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] ilay, izay [1.78] | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||||
Teny iditra | him > hina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hery, fikelezana aina [1.1] | |||
[Sihanaka] Hery na hasin'ny maty [1.78] | ||||
Anaram-javamaniry |
| |||
Teny iditra | him > hina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Entente, accord, union de pensée ou d'effort [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | hany, hina, nahy |
him | |||||
|
| ||||
|
|