Teny iditra hy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Tanala] Ankanjonify, hihy [1.78]
  [Taisaka] Akanjonify [1.78]
  [Bara] Nify [1.78]
  [Betsimisaraka] Nofo manarona ny vodinify, hihy [1.78]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra hy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] ilay, izay [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31