Teny iditra | henemana (enina) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandritra ny enina andro: Nifady hanina henemana izy ka reraka Halavam-potoa na enina andro: Nony afaka henemana, lasa ireo iraka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Six jours [1.3] | |
Voambolana | Fotoana | |
Fivaditsoratra | henemana, maneheña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |