Teny iditra henahena (hena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Duplicatif [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra henahena (hena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fetezana hiala eo amin' ny toerana misy ny tena; tsy fetezana hanao na handeha fa mitokona; fidongiana na fikiribibiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stubbornness, obstinacy. See ditra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Résistance, opiniâtreté, entêtement, refus [1.3]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31