|
|
|
|

Teny iditra 1  hatsaraina
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga tsara: Efa nohatsaraina ny lalana mankany aminay any ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 To be ameliorated, to be bettered, to be spoken of as being good [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu’on améliore: Nohatsaraina ny làlana (Les routes ont été améliorées) [1.3]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 antsiaraha, 13 haratsiana, hatsaraina, 14 itsaharana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21