Teny iditra | hamaizinina (maizina (aizina (izina))) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Atao ao anaty haizina, atao tonga maizina [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | To be darkened [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on rend obscur, qu'on met dans l'obscurité: Aza hamaizinina ny laha-teninao (Ne rendez pas obscur votre discours) ~ Aza hamaizinina izahay (Ne nous mettez pas dans l'obscurité) [1.3] | ||
Haiendriteny |
| ||
Tovy hevitra | maizinina | ||
Fivaditsoratra | hamaizinina, hani-maizina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |