Teny iditra halamaina (lama)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' ny orana ny lalona ka mitandrema tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made slippery [1.2, 1.7]
 To be smoothed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rend glissant [1.3, 1.8]
 Qu'on rend lisse [1.8]
Ohatra Nohalamain' ny ranonorana ity làlana ity (La pluie a rendu ce chemin glissant) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : halamaina, halamaiko, halamainao, halamainy, halamaintsika, halamainay, halamainareo, halamain', halamain-, halamaim-, halamai-
Ny lasa : nohalamaina, nohalamaiko, nohalamainao, nohalamainy, nohalamaintsika, nohalamainay, nohalamainareo, nohalamain', nohalamain-, nohalamaim-, nohalamai-
Ny hoavy : hohalamaina, hohalamaiko, hohalamainao, hohalamainy, hohalamaintsika, hohalamainay, hohalamainareo, hohalamain', hohalamain-, hohalamaim-, hohalamai-
Filaza mandidy : halamao

Teny iditra hala maina
Singan-teny hala ; maina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Haine sans motif [2.415]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20