Teny iditra |
hako
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hambohambo, fisehosehoana ho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Self elation, magisterialness, hauteur. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prétention, air précieux, recherche, délicatesse [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
hako
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Dia: olo hako [1.78]
|
| [Betsileo]
Olon-dia: Nahoa no tsa boria ny volo aba Rabia e, sokoa hako (Nahoana no tsy hetezana ny volonao Rabia, moa va tsy olon-dia) [1.78]
|
| [Tanosy]
Dia; tsy tamana: Biby hako [1.78]
|
Anaram-biby |
|
|