Teny iditra | hakitrokely | |
Singan-teny | ha- (hatra) ; kitrokely | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | As deep or high as the ankles [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jusqu'aux chevilles [1.8] | |
Ohatra | Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano.
[2.996] | |
Voambolana | Toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |