Teny iditra hajamba (jamba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'état de ce qui est aveugle [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra fahajamba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20