Teny iditra hafotope
Singan-teny ha- (hatra) ; fototra ; -pe (fe)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano? [1.1]
 Eto amin' ny ravim-body [2.415]
Fanazavàna teny anglisy Up to the thighs. [1.2]
 Hip deep, hip high [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses [2.415]
 Jusqu'aux hanches [1.8]
Ohatra fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04