|
|
|
|

Teny iditra 1  hadinodino
Fototeny  2 hadino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 [duplicatif fréquentatif] [1.3#202]
Ohatra  8  Lasa ny herinandro, angamba hadinodino fa tsy misy niteny firy intsony. [2.332#]
9  Varimbariana ny saina, sady niantomboka ny fikoranan' ny tanora ka hadinodino kely ireo nilaozana. [2.499#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21