Teny iditra hadalana (adala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany
Hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy
Zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy
Manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Foolishness [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3]
Tovy hevitra fahadalàna
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20