|
|
|
|

Teny iditra 1  habokaina
Fototeny  2 boka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 see boka. [1.2]
Tovy hevitra  10 bokaina

Fivaditsoratra  habokaina, 11 ikobahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22