Teny iditra bokaina (boka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Aza bokainao ny entanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be spoiled, to be diluted, to be unnaturalized; to be convicted of falsehood or imposture; to be deprived of one's title
In Imerina it means to be spoken scornfully of. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : bokaina, bokaiko, bokainao, bokainy, bokaintsika, bokainay, bokainareo, bokain', bokain-, bokaim-, bokai-
Ny lasa : nobokaina, nobokaiko, nobokainao, nobokainy, nobokaintsika, nobokainay, nobokainareo, nobokain', nobokain-, nobokaim-, nobokai-
Ny hoavy : hobokaina, hobokaiko, hobokainao, hobokainy, hobokaintsika, hobokainay, hobokainareo, hobokain', hobokain-, hobokaim-, hobokai-
Filaza mandidy : bokao
Tovy hevitra habokaina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11