|
|
|
|

Teny iditra 1  gadrana
Fototeny  2 gadra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra
9 Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be chained, to be fettered, to be bound. [1.2]
11 to be chained, to be imprisoned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Qu'on met aux fers, qu'on attache [1.3]
13 qu'on met au fers, qu'on met en prison [1.8]
Ohatra  14  Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19