Teny iditra |
gadrafohy
|
Singan-teny | gadra ; fohy |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ gadra foly ] Fohy) A short chain, a fetter. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place [1.3]
|
Ohatra | Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho.
[2.366]
|
Tohi-kevitra |
|