Teny iditra |
fongotra
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra. [1.2]
|
| Completely destroyed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis) [1.3]
|
| Complètement détruit [1.8]
|
Ohatra | Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy;
[1.38]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
fongotra,
fongotro,
fongotrao,
fongony,
fongotsika,
fongotray,
fongotrareo,
fongotr',
fongo-,
fongotry |
Ny lasa : |
fongotra,
fongotro,
fongotrao,
fongony,
fongotsika,
fongotray,
fongotrareo,
fongotr',
fongo-,
fongotry |
Ny hoavy : |
ho fongotra,
ho fongotro,
ho fongotrao,
ho fongony,
ho fongotsika,
ho fongotray,
ho fongotrareo,
ho fongotr',
ho fongo-,
ho fongotry |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
fompotra |
|