Teny iditra folahy (folaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana folahina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra folahy ny valahan' izay mandrafy azy sy izay mankahala azy: aoka tsy hiarina intsony ireny. [2.996]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31