|
|
|
|

Teny iditra1  fofy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fandram-bolo
Fanazavàna teny malagasy  4  Taolana lavalava kely maranitra fisoritan' ny vehivavy ny volony rehefa manao volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Same as fiofy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Instrument pointu en os ou en corne qui sert à séparer les cheveux,' à tracer les raies des tresses [1.3#177]
Ohatra  7  raha miady izy, hoatra ny bainga, fa raha tsy miady, hoatra ny fofy; [2.69#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny fofy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/16