Teny iditra | fofosarita | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A term of malediction [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02 |