Teny iditra fody (ody)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra fody (ody)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de retourner [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra fody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Rindrina (mirindrina) [1.78]
Anaram-biby 

Teny iditra fody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour
Also another species of weaver-finch. Ploceus algondae [1.2]
 The rice-sparrow (the male is red in summer) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cardinal. Foudia madagascariensis [1.3]
 Cardinal [1.54]
 Petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été [1.8]
 Nom d'un petit oiseau dont le mâle est rouge en parure de noces [1.196]
Anarana siantifika Foudia madagascariensis, Ploceus algondae
Voambolana 
Tovy hevitra fitily
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra fody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Variété de banane rouge à maturité, encore appelée akondro fody. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30