Teny iditra | fitsimintsimina (tsimintsimina) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Toeran' ny olona mitsimintsimina, izany hoe falifaly, ravoravo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | état de celui qui est content [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tsipelina hafa | fitsimontsimona | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |