Teny iditra | fitselehana (tselika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana haingana, fanaovan-javatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io Fangalarana amim-pahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La promptitude, l'agilité [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |