Teny iditra fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1]

Teny iditra fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1]

Teny iditra fitsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra fitsakana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27