|
|
|
|

Teny iditra 1  fitia
Fototeny  2 tia
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
7 Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
8 Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 l'affection [1.3]
10 amour [1.5]
Ohatra  11  hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298#36]
Voambolana  12  Ontam-po
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how fitia
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fiita, fitia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21