Teny iditra |
fisondrotana
(sondrotra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiakarana ambony, fisavoanana:
Jereo ny fisondrotr'iry aroplanina.
Fitomboana:
Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama.
Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. Fiakarana voninahitra:
Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A promotion, a rise in dignity [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Promotion; augmentation [1.8]
|
| épiaison des céréales [1.196]
|
Ohatra |
1 | Hiala aho raha tsy mahazo fisondrotana haingana.
[2.5]
|
2 | Ka ankehitriny, dia mananika ny tohatry ny fisondrotana izahay.
[2.298]
|
3 | Fantatry ny mpahay toekarena izany ka io no antsoiny hoe "fisondrotana tsisy fandrosoana.
[4.27]
|
|
Tovy hevitra | |
|