|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisokàka |
| Fototeny | 2 sok |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran'ny zavatra misokaka, izany hoe tsy miady mitsetaka tsara fa mihataka etsy sy eroa, na misokatra be.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 état de ce qui est disjoint, entr'ouvert, le niais
[1.3#617] |
| Fivaditsoratra | 6 fikasoka, fisokàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|