Teny iditra | fikodadahana (kodadaka (dadaka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitenenana haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le bredouillement, l'action de parler confusément [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |