Teny iditra | fikarohana (karoka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran' ny mangazay Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an' i Rainivoanjo Fandinihana ela sy mafy: Taorian' ny fikarohana nataon' i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de fouiller, de scruter, de chercher, l'instrument, le lieu [1.3] | ||
Recherche [1.13] | |||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | fikarohana, fikorahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |