|
|
|
|

Teny iditra 1  fihodinkodinana
Fototeny  2 hodinkodina
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala. [2.298#133]
7  Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany. [2.472#173]

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/22