Teny iditra | fihazohazoana (hazohazo (hazo)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation [1.3] | |
Ohatra | Ary ny fihazohazoana mandany andro.
[2.528] | |
Fivaditsoratra | fihazohazoana, fizahozahoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |