Teny iditra fifankatiavana (tia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitiavana mifamaly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'amour réciproque [1.3]
Ohatra 
1Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny fifankatiavana? [2.296]
2Latsaka ny ranomasony nitazana itony fifankatiavana feno morona tokoa. [2.895]
3Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana. [2.293]
4Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09