Teny iditra fidodododoana (dodododo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours [1.3]
Ohatra hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra. [2.313]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08